Toko 1, Hafatra 3
12 Sep 2025
Anaka, efa nokarakaraiko hatramin’ny ela ireo olona rehetra izay entinao ao am-ponao ary nankininao Tamiko. Tsy mana-petra ny Fitiavako anao. Henoy mandrakariva aho. Mitantana ny dianao Aho.