Toko 1, Hafatra 5
27 Okt 2025
Anaka, ekeo ny tenanao. Ilaiko ianao araka ny maha ianao anao izao. Ny fanaikenao ny tenanao izao no afahanao mandray ireo fahasoavana, Fahasoavana maro izay eo am-pelatànako ho anao.