Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 6

7 Jol 2026

R’ilay Bitikako, manontany tena ianao hoe : inona no tokony ho hatsarainao… Zavatra iray ihany no manan-danja : Ny hanananao fahatokisana Ahy bebekokoa amin’ny fiainanao, ny hamelanao Ahy bebekokoa hiasa, ny hanananao fahatokisana Ahy hatramin’ny madinika indrindra amin’ny fiainanao.

image