Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 8

15 Feb 2026

Anaka, aoka hamirapiratra Fahamasinana ianao ary rehefa eo anatrehanao ny olona, dia hiova izy ireo, tsy vokatr’izay ho lazainao akory, fa noho ny tenanao fotsiny. Ekenao ve no ho fitaovana toy izany ?

image