Toko 1, Hafatra 13
10 Feb 2026
Anaka, ilaiko ianao hadio tanteraka : Tsy ho vitanao izany raha amin’ny herinao ihany. Raha manaiky ianao, dia hodioviko. Asako izany fa tsy asanao. Aza adino mandrakizay fa tiako ianao.