Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 14

1 Sep 2025

Anaka, banjino izay tsy maintsy niainako raha teny amin’ny làlan’ny kalvery Aho ! Ny zava-dehibe dia ny nifikirako mandrakariva tamin’ny Raiko mba hanatontosako tsara ny asa nankininy Tamiko araka izay tiany sy ny hifikirako amin’ny sitrapony fa tsy ny sitrapoko. Omeo Ahy ny sitraponao dia manàna fitokisana Ahy.

image