Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 14

28 Aog 2025

Anaka, matokia Ahy, na dia tsy fantatrao aza ho aiza no itondrako anao. Manana porofo maro ianao fa tiako ianao ary izay mahasoa anao no ilaiko ! Ianao ilay nofidiko, Izaho no Mpitarika anao ; aza manahy, aza matahotra. Eo Aho. Tiako sy arovako ianao. Inona no tadiavinao mihoatra an’izany ? Valio Aho !

image