Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 19

30 Jon 2026

R’ilay Bitikako, te hikikiaka aminao ny Fitiavako Aho. Ekeo fa tiako ianao. Tsy fantatrao ny halehibeazany, ny aavony, ny sakany ary ny alalin’ny Fitiavako. Ny Fitiavako ny tsirairay aminareo Zanako eto an-tany dia tsy manam-petra. Mananaraka azy tsirairay Aho mba hilazako sy mba hatsapany ny Fitiavako.

image