Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 2

11 Mar 2025

Anaka, mba tiako ny mahita anao toy ny zazakely sy mihaino Ahy. Amin’io fotoana io no ahafahako mandrakotra anao ireo Fahasoavako sy ny Tso-dranoko. Io ilay fotoana tsara ho anao mba ho hatanteraka ny fanovana ny fonao, fotoana hatonga anao ho Fitiavana, fotoana iveloman’i Kristy ao aminao ary mahatonga anao ho andry iankinan’ny Egliziko.

image

Rechercher sur le site