Toko 1, Hafatra 28
12 Feb 2026
Anaka, marary Aho fa tsy tiana ny Fitiavana, fa tsy misy mandray ny Fitiavana nentiko tety an-tany. Mitoera eo akaikiko, ekeo ny Fitiavako, atolory Ahy ireo fifalianao sy ireo fijalianao, ho raisoko ho Ahy ireo. Izaho no Andriamanitrao. Tiako ianao.