Toko 1, Hafatra 29
19 Mey 2026
R’ilay Bitikako, tiako rehefa mitsahatra ianao mba hidera Ahy, hisaotra Ahy, hankasitraka Ahy. Tiako ny fonao midera, sady miaraka amin’izay, toy ny menaka manasitrana ny Foko maratra. Ary koa hiova ny fonao ka lasa Fitiavana bebe kokoa.