Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 30

10 Mey 2025

R’ilay Bitikako, avia mifitsaka eto an-tsandriko! Aoka anie ny fonao hiraikitra amin’ny Foko, mba hiaraka mitempo amin’ny Foko ny fitempon’ny fonao! Dia hianatra mitia amin’ilay Fitiavana izay itiavan’ny Foko!

image