Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 31

26 Jon 2026

R’ilay Bitikako, mila fo maro manaiky ny ho tiaviko Aho. Ary rehefa tafiditra ao anatin’ny fo ny Fitiavako, dia hiova ny fony; hafanain’ny Fitiavako, satria mifandray amin’ny Foko ny fony, ary ny Foko dia mifandray tsy tapaka amin’ny Fon’ny Ray, Izy, ilay loharanon’ny Fitiavana.

image