Toko 1, Hafatra 32
25 Sep 2024
Anaka, mihoatra ny morona ny Fitiavan’ny Foko ho an’ny fitambaran’ny olona rehetra eto an-tany. Ny zavatra ilaiko mba hipoahan’ny Fitiavako ao anatin’ny fon’ny tsirairay, dia ny hamelàna Ahy hiasa ao amin’izy ireo.