Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 32

3 Mar 2026

R’ilay Bitikako, amin’izao fotoana farany izao, dia mila, maika, olona maro Aho manaiky handà ny tenany, ny faniriany, ny fahafinaretany, mba hampiombona ny vavak’izy ireo amin’ny vavako, sy ny vavaky ny Reniko tena Masina, ireo Olo-masina rehetra, sy ny Anjely Masina rehetra, ho an’ny ady lehibe izay atrehina ankehitriny.

image