Toko 1, Hafatra 32
5 Jon 2026
Anaka, sarobidy eo imasoko ianao, mila anao Aho ! Ataovy izay maha bitika anao. Manaike mihintsy aza hanjavona mba afahako miasa malalaka ao aminao sy ny manodidina anao!