Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 37

17 Mar 2026

Anaka, avia mifitsaka eto an-tsandriko. Manaike tiavina! Izany no tsara indrindra ho anao amin’izao fotoana izao. Te hiresaka aminao amim-pahatsorana Aho. Avia ! avia ! manaike tiavina ! avia ! Efa mandroso ny fotoana hamelako anao ho diovina amin’ny Afon’ny Fitiavako, fa raha tsy izany dia ho diovina amin’ny alalan’ireo fahoriana ianao.

image