Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 39

11 Jon 2026

Anaka, avia hihaona amiko ao anatinao. Amin’ireny fihaonana ireny, dia tonga manovo amin’ny Fitiavako ianao izay mitondra Fiadanana sy Fifaliana ho anao : izany no tena fiarovana marina. Ny Fiadanana izay irinao ao aminao, dia tsy ho hitanao raha tsy ao anatin’ny tenanao, fa tsy ho eo ivelan’ny tenanao mandrakizay : Izany no làlana malalaka hampidirako anao amin’izao fotoana izao, miaraka amin’ny fanaikenao.

image