Toko 1, Hafatra 40
7 Apr 2025
R’ilay Bitikako, mangalaha tsirony manandrana ny Fitiavako ka tsikelikely, dia hotonga amin’ny fifandraisam-po Amiko ianao, na inona na inona iainanao eo ivelany. Hatsapa fahafenoana mandrakariva ianao ary ho ao anatin’ny firavoravona.