Toko 1, Hafatra 56
28 Des 2024
Anaka, atodiho aty Amiko ny fijerinao, dia hisy dikany hafa tanteraka aminao ireo zava-mitranga rehetra aminao. Raha tokony havariana sy hanalavitra anao Amiko izy ireo, dia vao mainka hampiray anao bebekokoa Amiko. Ho fantatrao bebekokoa ny Fitiavako dia ho tonga Fitiavana aingakaingana kokoa ianao.