Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 68

29 Mar 2026

Anaka, homany ny fonao amin’ny vavaka sy ny fandàvana ny tenanao, mba hatonga anao mihaino Ahy bebekokoa, tsy ny Teniko sy ireny tolo-tsaina ireny ihany, fa koa, ary indrindra, amin’ireny zava-mitranga mahafinaritra na mampalahelo ireny. Raha avelako hiaina an’ireny ianao, dia fampianarana ho anao ireny, izay tokony horaisinao mba hitomboinao.

image