Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 62

5 Des 2025

Anaka, te hampianatra anao hanana fijery hafa amin’ireo olana sy famahana azy ny Ray, dia ny fijerevana ny zavatra rehetra aimin’ny mason’ny finoana, ny hamelàna ny zavatra rehetra eo ampelantanan’Andriamanitra… ary ianao, izay hitolagaga, hidera ary hiravoravo, ho lasa vavolombelon’ny Asako. Manaraka an’izay dia ho afaka hampianatra izay niainanao ianao.

image

Rechercher sur le site