Toko 1, Hafatra 67
9 Aog 2024
Anaka, mba tiako ny mijery anao bitika, ary manome Ahy ireo adin-tsainao raha vao mitranga aminao. Avy hatrany dia alaiko ho Ahy ireny, ary ianao, jereo tsara manao ahoana ny ampanjavonako azy mba hitodian’ny fonao tanteraka aty Amiko.