Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 72

24 Des 2025

Anaka, tena faly tokoa Aho rehefa atolotrao Ahy ireo zavatra mampijaly sy ireo zavatra mampatahotra anao. Avy hatrany foana, dia entina eo amin’ny Ray ireo, Izy, izay tonga miaraka amin’ny Rantsa-tànany Mpahary, manapaka ireo fatotra ary mamita ao aminao ny fahariany, amin’ny fanomezany anao ny hatsaranao tany ampiandohana.

image