Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 74

4 Apr 2026

Miverena tahaka ny zazakely mba hanaikenao ho tantànana, hotiavina, hofenoina ary hampiantaina. Amin’izany, ny làlan’ny Fitiavana, ary amin’izany koa no hafahanao maheno ny Feo sy mahita ny Ray miasa. Mitoera ao anatin’ny Fitiavana, sakaizako ianao, tiako ianao.

image