Toko 1, Hafatra 77
20 Mey 2026
Anaka, tongava ho Fitiavana ! Tsy misy olona eto ambonin’ny tany afaka hanakana anao ho tonga amin’izay antony nahariana anao, raha tsy hoe omenao olon-kafa izany fahefana izany amin’ny fihainoanao azy, toy izay hitoetra hiaino Ahy. Tiako ianao.