Toko 1, Hafatra 81
14 Jon 2026
Anaka, rehefa ekenao ireo zava-mitranga aminao ary rehefa atolotrao ny Ray, dia toy ny orana milatsaka amin’ny tany tsara… Mamokatra vokatra maro izy… Dia toy izany koa ireo zava-mitranga : mamokatra harena be ireo rehefa raisinao, sy ekenao ary atolotrao eo ampelan-tànan’ny Ray.