Toko 1, Hafatra 82
28 Jol 2025
Anaka, fihiniko eo amin’ny Foko ny fonao sy eo amin’ny Fon’ny Reniko Masina. Hampirehetiko amin’ny afon’ny Fitiavana Afoko ny fonao. Sambatra ianao satria, amin’ny alalan’ny fonao, dia ho fo maro no hirehitra amin’ny Afon’ny Fitiavana Afoko. Mitsinjaky ny hafaliana Aho, ry malala. Tiako loatra ianao.