Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 91

21 Aog 2026

Anaka, eo am-pelatànan’Andriamanitra avokoa ny zavatra rehetra, tsy tokony hisy hatahoranao. Tsy tokony hanana adin-tsaina na fiahiahiana ianao na iray aza, satria fantatrao fa ny Rainao izay tia anao tanteraka no mikarakara ny zavatra rehetra hatramin’ny madinika indrindra… Rehefa manolo-tena bebekokoa ianao, dia afaka miasa bebe kokoa mba hanafaka sy hameno anao ny Ray.

image