Toko 1, Hafatra 94
11 Okt 2026
Anaka, ny fanoloranao ireo tranga rehetra izay manelingelina anao, na manakorontana anao mihitsy, anie hitondra fahasoavana ho an’ireo fo izay misy ratra vokatr’ireo fifandirana avy amin’ny tontolon’ny fahandraharana sy avy amin’ny hafa. Arak’izany, enga anie ireo fo maratra ho afaka misokatra handray ny Fitiavana izay harotsaky ny Ray ao amin’izy ireo.