Toko 1, Hafatra 103
25 Jon 2026
Anaka, misokatra handray Ahy ny fonao, ary Izaho, miondrika manatona anao tahaka ny reny miondrika eo amin’ny fandrian-janany kely, ka hamalifaly azy. Mba tiako ianao !