Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 116

11 Mar 2026

Anaka, na aiza na aiza misy anao, na inona na inona ataonao, dia miaraka aminao mandrakariva Aho. Ka tsy tokony ho hisy atahoranao. Rakofako ny Akanjoko ianao mba hiaro anao amin’ireo herin’ny fahavalo satana ary rakofako miaraka ihany koa ireo tianao sy ireo izay nankinina taminao. Tiako ianao

image