Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 117

15 Apr 2026

Anaka, ny Fitiavako anao dia mihoatra lavitra noho ireo tsy fahalavorarianao, ireo tsy famendrehanao sy ireo fahadisoanao. Aza matahotra manatona sy miantsampy ety an-tsandriko, na manao ahoana na ahoana ny momba anao, ny hadisoana izay vitanao. Tsy misy fetrany ny famindram-pon’ny Ray.

image