Toko 1, Hafatra 122
2 Apr 2026
Anaka, aza matahotra manatona miantsampy ety An-tsandriko. Isaky ny manao dingana iray manatona Ahy ianao, dia manao dingana folo Aho mba hihaona aminao. Tokana ihany ny faniriako : dia ny mba ho eo akaikaiky anao. Tiako ianao.