Toko 1, Hafatra 123
14 Nov 2025
Anaka, sarobidy eo imasoko ianao ary eo am-pelantanako ny momba anao. Rehefa ohatran’ny tsy misy mandroso eo imasonao, dia amin’iny fotoana iny indrindra no manatanteraka zavatra betsaka Aho. Ary raha tiako ampiasaina ianao, dia ny mba hampitombo ny finoanao.