Toko 1, Hafatra 135
3 Sep 2026
Anaka, miverèna manovo ao amin’ny loharanon’ny Fitiavana. Ao ihany no hahitanao Fiadanana sy Fifaliana… Omeo Ahy ireo adi-tsainao… Ny ilaivako anao, dia ny mba hanaikenao ho tiavina ary mba handray ny Fitiavako.