Toko 1, Hafatra 139
9 Jan 2026
Anaka, eny, Andriamanitrao Aho ary mikarakara hatramin’ny antsipiriany, na dia ireo tsy manadanja loatra aza, satria tiako ianao, satria mila firaisana tanteraka amin’ny fonao Aho, satria nomenao Ahy ny « Eny-nao ».