Toko 1, Hafatra 135
17 Mey 2025
Anaka, omeo Ahy ny enta-mavesatrao, ho hitanao fa maivana ny jiogago. Raha mba fantatrao ny Fitiavako anao, dia ho tianao tahaka ny naharian’ny Ray anao ianao. Manandanja ianao eo imasoko… Te hiresaka amin’ny fonao Aho. Mihainoa Ahy mandrakariva. Mila anao Aho.