Toko 1, Hafatra 137
22 Jon 2026
Anaka, maro ireo izay voafatotry satana ! Atolory Ahy izy ireny. Afahako izy ary ataoko vavolombelona rehefa voaova amin’ny alalan’ny Fitiavana. Ny Fitiavana no manao ny zavatra rehetra, rehefa avela hiasa Izy. Tiako ianao.