Toko 1, Hafatra 140
11 Jon 2025
Anaka, miaike ny fahalemenao ary manaike ianao tiavina amin’ny fanoloronao ireo « eny ». Raiso ny tondram-pitiavana izay arotsako ao anatin’ny fonao, amin’izao fotoana izao ! Tiako ianao.