Toko 1, Hafatra 144
12 Mey 2025
Anaka, reko ny vavakao ary manomana ny fonao Aho amin’izay ho fiainanao amin’ny andro ho avy. Nofinidiko ianao. Tiako ny fanaikenao sy ny fanirianao tsy hanao afa tsy ny Sitrapoko. Tiako be ianao.