Toko 1, Hafatra 144
27 Jan 2026
Anaka, mandray fahasoavana betsaka araka izay omby azy ny fonao. Eo anoloako, ao amin’ny fivavahana, amin’ny alalan’ny fandraisana ireo sakramenta, indrindra ny Fampihavanana sy ny Eokaristia, dia misokatra ny fonao ary tonga afaka mandray bebekokoa.