Toko 1, Hafatra 146
7 Okt 2025
Anaka, aoka ianao hisaotra sy hidera amin’izay ho ataoko, na dia amin’ny alalan’ny toe-javatra mampalahelo aza. Tadidio izay nataoko ho an’ilay sakaizako Lazara, tamin’ny nananganako azy tamin’ny maty na dia efa simba aza ny vatany.