Toko 1, Hafatra 146
27 Jol 2026
Anaka, banjino ireo fihetsiko teo amin’ireo akaiky Ahy…hampianatra anao hanantena, na inona na inona hitranga na iza hitsipaka na iza hitsivalana. Arotsako ao aminao ny fahasoavam-pinoana lalina. Tiako ianao.