Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 152

26 Mey 2026

Anaka, tsotra ny anirahako anao : dia ny handraisanao ny Fitiavako sy ny hamelanao hamboariny ; ary ny hatonga anao ho fantsona izay hivezivezen’ny Fitiavako malalaka sy be dia be, mba hafahany mikasika olona maro izay nankinina taminao ao anatin’ny tontolo tsy hita maso, fa koa ao anatin’ny hita maso.

image