Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 156

1 Apr 2026

Anaka, fonosiko amin’ny Kapaoty beako ianao mba hiaro anao sy handrakotra anao amin’ny Aloko. Rehefa miha mahatsiaro fa kely, malemy, tsy mahavita na inona na inona ianao, dia miha ilaiko ary manomboka afaka mandalo amiao sy mampiasa anao Aho. Tiako be ianao.

image