Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 159

9 Jol 2026

Anaka, ao anatin’ny fifaliana amin’ny fanantenana tsara avy amin’ilay Tany Vaovao no tokony hirosoanao isan’andro. Aza mandany andro mibanjina ny tontolon’ny maizina, fa afantohy ny fijerinao hitodika mankany amin’ny Fahazavana, mankany amin’ny Fitiavana. Tiako loatra ianao.

image