Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 160

17 Aog 2026

Anaka, raha mba fantatrao hatraiza ny itiavana anao sy ny vokatry ny Fitiavana ao aminao, dia tsy hanana faniriana hafa ianao ankoatran’ny hatongavanao miha bitika hatrany mba afahan’ny Fitiavana maka ny toerana rehetra. Tiako be ianao.

image