Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 161

9 Apr 2026

Anaka, rehefa mandray izay zavatra rehetra mitranga aminao ianao fa avy amin’ny Ray ireny ka atolotrao Azy avokoa, dia ho tonga tahaka ny ranon’ando ho anao ny trangan-javatra tsirairay, izay hanampy hampangatsiatsiaka anao sy hampitombo anao ao anatin’ny Fitiavana. Tiako be ianao.

image