Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 163

9 Aog 2026

Anaka, raha mba fantatrao fa tena tiako ianao, miaraka amin’ireo haratsianao, ireo fahalemenao sy ireo fetranao, dia ho ekenao ireo, ho tahaka izay ilain’ny Ray aminao amin’izao fotoana izao… Ny fanovana eo amin’ny maha olona anao dia Asan’Andriamanitra fa tsy asanao. Fantany izay tokony iainanao amin’izao fotoana izao. Tiako ianao.

image